Teny iditra | maizim-bolana | ||||
Singan-teny | maizina ; volana | ||||
Sokajin-teny | kambanteny | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fotoana tsy ahitana ny volana [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | The dark of the moon [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Le temps où la lune est invisible [1.8] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Haikintana | ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny maizim-bolana io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |