Teny iditra |
madio
(dio)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsisy loto: Aoka hadio ny tranonareo Mazava, azo itarafana: Madio mangalahala ny rano Tsy misy fangarony, tsy misy fahony: Volamena tena madio ity izany ~ Amin' ny fo madio no ilazako izany aminao Tsy misy zavatra azo aniniana: Madio ny eritreritro ka tsy raharahako izay lazainao Foana, lany daholo, mafafa: Nataon' ny tontakely nadio ny tranony
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Clean [1.2, 1.7]
|
| Clear, pure, uncontaminated, free from guilt [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Propre [1.8, 1.13]
|
| Propre, innocent [1.8]
|
| Pur [1.13]
|
Ohatra |
1 | Aiza no hisy lakozia madio?
[2.4]
|
2 | Maivana sy madio ny rivotra.
[2.356]
|
3 | Nisarona voaly fotsy madio i Sahondra.
[1.280]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
madio |
Ny lasa : |
nadio |
Ny hoavy : |
hadio |
Filaza mandidy : |
madiova |
|
Tohi-kevitra |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Zanakanarana |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
madio
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | (merina, surtout dans l'Ankay d'après Grandidier) (de dio : ce qui est propre, net, et au sens figuré : innocent, chaste, comparer au sanscrit :
dyu : clarté).
Elaeocarpus alnifolius Baker (Elaeocarpaceae). L'amande des fruits est comestible (Grandidier) et peut fournir une huile très claire d'où probablement le nom.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Elaeocarpus alnifolius |
Voambolana |
|
Teny iditra |
MAD-IO
|
Sokajin-teny | anarana (fanafohezanteny)
|
Fanazavàna teny frantsay | Madagascar et Îles de l'Océan Indien [3.1]
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|