Teny iditra | lakaly | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny efitrano somary anatin' ny tany ambany indrindra Ny fanambanin' ny sambo izay fitoeran' entana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The hold of a ship [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Cale de navire [1.3] | |
Voambolana | Fifamoivoizan-tsambo | |
Ny fihaviany | Frantsay: la cale. | |
Fivaditsoratra | kalila, lakaly |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/04 |