Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
korandendy
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Fisafotofotoana tsy misy filaminana, fitenitenenana kitoatota, misafotofoto tsy milamina.
Mitovy hevitra:
maloto
~
mifotafota
~
mikesonkesona
~
misolitiditika tsy mahadio tena
~
misolitika
~
misotisoty
~
voretra
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
mikorandendy
matoantenin' ny iharana :
akorandendy
,
tafakorandendy
matoantenin' ny fameno :
ikorandendena
anarana :
fikorandendena
,
fikorandendy
,
mpikorandendy
mpamaritra :
mahakorandendy
,
mikorandendy
Tovy hevitra
korondendy
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31