Teny iditra | 1 inefatra (efatra) |
Sokajin-teny | 2 tambinteny |
Voambolana |
3 Matematika: rafitrisa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza fiverenan-javatra intelo miampy indray mandeha [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 Four times [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 Quatre fois [3.1] |
Ohatra |
7 ny vehivavy raha miondrika inefatra, mahazo saina. [2.332] 8 Koa dia nandefa tafika inefatra nankany Menabe Radama. [2.508] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny inefatra io |
Tsanganana sy sary iray takila |
13 Ny tambinteny rehetra |
Fivaditsoratra | 14 atrefina, fietrana, finareta, firañeta, inefatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |