Teny iditra | horisy | |
Sokajin-teny | tenim-piontanana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny fanao rehefa mandroaka ny akoho amam-borona mitady hiditra ao an-trano [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Mot usité pour chasser les animaux, les volailles [1.3] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |