Teny iditra | hevi-jaza | |
Singan-teny | hevitra ; zaza | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fisainana maivana sy mibirioka sady tsy voadinika tsara [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Pensée, projets puérils [1.3] | |
Voambolana | Filôzôfia | |
Tovy hevitra | hevi-behivavy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/25 |