Teny iditra | hevi-javona | |
Singan-teny | hevitra ; zavona | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fisainana tsy maharitra sy mandalo vetivety [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Pensée sans consistance, comme les brouillards [1.3] | |
Voambolana | Filôzôfia | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/25 |