Teny iditra |
hazakazaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fandehanana haingana, riotra: Nahazo loka tamin' ny fifanalana hazakazaka izy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A run, a gallop. See olomay,
ezaka
[1.2]
|
| The act of running or of walking fast; a race [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Course [1.3, 1.8]
|
| Gallop, marche accélérée [1.3]
|
| Action de courir [1.8]
|
Ohatra |
1 | Iny Ikemba nanao hazakazaka madinika.
[2.499]
|
2 | Ny fifaninanana hazakazaka zato metatra re mbola inona ê!
[2.4]
|
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
Tsipelina hafa |
Ohabolana |
|