Teny iditra | fiantsonana (antsona) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano, Tambahoaka] [ fiantsoñana ] fitodiana [1.78] | |||
Toerana fijanonan' ny fiara isan-karazany: Fiantsonan-dalamby, fiantsonam-piaramanidina [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A landing-place, a port, a harbour. [1.2] | |||
A port, a seaport; cf. seranana, fitodiana [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Le port, le débarcadère [1.3, 1.8] | |||
Le quai [1.3] | ||||
Voambolana | Fifamoivoizan-tsambo | |||
Tovy hevitra | fitodiana ~ seranana | |||
Kamban-teny |
| |||
Anaran-toerana |
| |||
Teny iditra | Fiantsonana (fiantsonana) | |||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |||
Ohatra | Tsy afaka nandeha lavitra intsony izy ireo noho ny hasasarana sy ny fijaliana amin'ny tongotra marary, fa teo Ambohiambo, tao amin-dRajosefa mpampianatra, tao Fiantsonana no nandry.
[2.588] | |||
Voambolana | Haitoetany: tanàna | |||
Fangi-bolantany | -19.2833333, 47.15
-19.15, 46.2 -19.1166667, 44.3 -19.1166667, 46.7833333 -18.3166667, 47.9333333 -18.1, 47.1 | |||
Fivaditsoratra | fiantsonana, ifantsonana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/16 |