|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  fay
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Tsy sahy intsony fa nahita fahavoazana; matahotra ka tsy sahy mamerina izay natao teo aloha: Nilalao afo Ibalita ka may: fay ny adala ka tsy te hiherika afo in tsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  Sickened of, surfeited, disgusted, having a distaste for in consequence of some loss, punishment, or calamity; disliked, satiated. [1.2]
5  Sickened, disgusted, forewarned by past experience [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  Dégoûté de, se repentant de, fâché de, qui n’a plus envie de, à cause d’un châtiment, d’une punition, d’un désagrément [1.3]
7  Dégoûté par une expérience fâcheuse [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Mpanahaka  17  Lao, maso voa sakay, nahita faisana, nandray ny kiho, tsy tia veroka, tsy tia hiherika, tsy tia mainty, tsy tia mololo, leom-boananana, afon-dolo afon' angatra

Teny iditra (2/5)18  fay
Sokajin-teny  19  anarana
Voambolana  20  Fitaovam-piasana
Fanazavàna teny malagasy  21  Fitaovana maraorao vita amin'ny tsy ampiasaina hikikisana vy na akora hafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  22  Lime [1.13]
Kamban-teny 

Teny iditra (3/5)28  fay
Sokajin-teny  29  anarana
Voambolana  30  Haibolantany
Fanazavàna teny malagasy  31  Vakin-tongoa, fay na tsefaka ka misy miletsy, misy misondrotra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  32  Faille [1.13]
Kamban-teny 

Teny iditra (4/5)34  fay
Sokajin-teny  35  anarana
Voambolana  36  Haibiby: trondro
Fanazavàna teny malagasy  37  Karazana trondro [1.78]
38  Karazan-trondron-dranomasina boribory saingy fisaka eo an-tampony ary kely lava ny rambony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  39  A kind of fish with a rough skin [1.2#149]

Teny iditra (5/5)40  fay
Sokajin-teny  41  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  42  Rough [1.2#149]
Sampanteny 
43  Matoantenin' ny mpanao :

Fivaditsoratra  44  afy, fay

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31