Teny iditra | famisahana (fisaka) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana izay hahafisaka [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | L'action d'aplatir, l'instrument [1.3] | ||
Laminage, amincissement [1.13] | |||
Ohatra | Ary ny nizahanay voalohany, ny famisahana azy
[2.366] | ||
Voambolana | Haitao | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | famisahana, fisamahana, hamafisana, mifañasaha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19 |