Teny iditra | fahariana (ary) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Le pouvoir de créer: An' Andriamanitra irery ny fahariana (Le pouvoir de créer appartient à Dieu seul) [1.3] | |
Ohatra | Ny an-doha dia mbola narary hiany, ary fanina aho ka mila hianjera, dia nandoa dia nandroso ny fahariana fa nitombo ny aretina
[2.59] | |
Voambolana | Filôzôfia | |
Lahatsoratra | Randzavola: fahariana ao amin' ny Baiboly | |
Fivaditsoratra | fahariana, fiarahana, ifaharana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |