Teny iditra | etaketaka | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Rehareha, rehaka, hakevohana aseho amin' ny fihetsika toa miedinedina [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Fierté , arrogance, ostentation, parade [1.3] | ||||||||||||
Voambolana | Ontam-po | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |