Teny iditra | diky | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fivalanana, tay: Dikin-tsoavaly [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Dung. Used of human dung only. See tay [1.2] | ||||||
Filth, excrement [1.7] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | Excrément, ordure, saleté [1.3] | ||||||
Excrément (humain) [1.8] | |||||||
Voambolana | Haiaina | ||||||
Tovy hevitra | tay | ||||||
Teny iditra | diky | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hasosorana [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Dégoût, déplaisir, ennui [1.3] | ||||||
Voambolana | Ontam-po | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Tovy hevitra | dikidiky [fampiasa kokoa noho diky] | ||||||
Fivaditsoratra | diky, kidy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |