Teny iditra | be raoka | |
Singan-teny | be ; raoka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Be tanana ka maharaoka betsaka [1.1] | |
Teny iditra | beraoka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Se dit des animaux qui ont le sabot fendu mais qui ne ruminent pas. [1.19] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Fivaditsoratra | areboka, arobake, be raoka, boeraka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |