Teny iditra | ariranom-baravarana | |
Singan-teny | ary ; rano ; varavarana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsivalana ambany amin'ny varavarana manana endrika manamora ny fanariana ranonorana [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Jet d'eau [1.13] | |
Voambolana | Haitao | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |