Teny iditra |
ankoala
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Helodrano lehibe sady lalina [1.10]
|
Voambolana |
Ny fihaviany | Malay: kuala: vava-vinanin' ony.
|
|
Teny iditra |
ankoala
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Omby vaventy nefa mahia. [1.10]
|
| Lehibe ary mahia: Omby ankoala [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Lean oxen that have been brought up from the town called Ankoala. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Boeuf grand et maigre [2.415]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
ankoala
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Zatovolahy na zatovovavy lava, nefa mahia sady ratsy bika [1.10]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se disait des jeunes gens grands et mal conformés [2.415]
|
|
Teny iditra |
Ankoala
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Fanazavàna teny malagasy | Faritany ao akaikin' i Maevatanana, avaratra atsinanany, nisy tobim-bolamena' i M. Suberbie tamin' ny tany Malagasy [1.10]
|
|