Teny iditra | angamaty | |
Singan-teny | anga- (angatra) ; maty | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fahamafisan' ny aretin' ny angatra tonga amin' ny heriny mafy indrindra ka tsy mahavalandrano intsony izay voany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [maty, dead.] A partial suppression of urine, strangury. [1.2] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09 |