|
|
|
|

Teny iditra (1/10)1  ana-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe anaka

Teny iditra (2/10)3  ana-
Sokajin-teny  4  endritenin' ny hoe anana

Teny iditra (3/10)5  ana
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7  Tsy afaka miaina tsara noho ny hasemporana niakatra fiakarana na nihazakazaka mafy: Ana aho vao nahafaka ny rihana efatra mankatỳ aminareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  Faint, exhausted, from hunger, cold, or toil; embarrassed. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9  Essoufflé, hors d'haleine, épuisé, fatigué, transi de froid [1.3#34]
Kamban-teny 

Teny iditra (4/10)11  ana
Sokajin-teny  12  mpampiankin-teny
Fanazavàna teny malagasy  13  Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra izay ao anaty antokon' olona malalaka: Ana Malagasy itỳ trano itỳ fa Vazaha no mipetraka ao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14  Comme an (any); avec régime indéterminé, sans article: An'iza ireo kotra ireo ? -- Ana miaramila nandalo teto (À qui sont ses gibernes ? -- À des soldats qui ont passé par là) [1.3#35]
15  Idée de possession [1.68]
Sampanteny 
16  Anarana :
Anaram-poko 
Tsanganana sy sary iray takila  18  Ny mpampiankin-teny rehetra

Teny iditra (5/10)19  ana
Sokajin-teny  20  anarana
Voambolana  21  Haizavamaniry: ahitra
Fanazavàna teny malagasy  22  vary [1.78]

Teny iditra (6/10)23  ana
Sokajin-teny  24  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  25  miantsoroka [1.78]
Tovy hevitra  26  miana

Teny iditra (7/10)27  anà
Sokajin-teny  28  mpisolo anarana
Fanazavàna teny malagasy  29  anao [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  30  Ny mpisolo rehetra
31  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (8/10)32  ~ana
Sokajin-teny  33  tovana

Teny iditra (9/10)34  a~na
Sokajin-teny  35  tsirinteny saradroa

Teny iditra (10/10)36  Anà
Sokajin-teny  37  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  38  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  39  Anah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  40  Ana [2.996]
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  41  Toko sy andininy momba Anà
Tsanganana sy sary iray takila  42  Fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/06