Teny iditra |
ambo
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano, Taimoro, Tambahoaka, Tanala]
Avo [1.78]
|
| [Betsimisaraka]
Avo, lava tsanganana [1.78]
|
| [Sihanaka]
Avo, tehoambo, mandringa [1.78]
|
| Avo: Trano ambo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | High, lofty, long, overhead. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Haut, élevé au-dessus de terre [1.3]
|
| [Tankarana]
Haut. [1.19]
|
Ohatra |
1 | Tanety ambo (vohitra manerinerina) koa - vohitra fotsiny iray manontolo - ireo Vato ireo: dia tanety izay namonoan' ny Masa tena.
[2.245]
|
2 | Fantatray fa vahiny sy mpivahiny eto ambo, ny tany izahay, ka raiso ny fanahipay ho eo anatrehanao, ary aza tsarovana ny helokay, Andriamanitra ô
[2.649]
|
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | ~ |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
ambo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' aretina sahala amin' ny androbe [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The name of a disease coming suddenly, somewhat resembling epilepsy. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom d’une maladie subite semblable à l’épilepsie [1.3]
|
Voambolana |
|