|
|
|
|

Teny iditra1  ahikongona
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: ahitra
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazan' ahitra misy fofony ohatra ny fofon-kongona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  A grass. Sporobolus sp. Same as merakapaha. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  Herbe qui sent la punaise. Espèce de Sporobolus [1.3#9]
7  (les herbes ainsi dénommées sont censées favoriser la pullulation des kongona ). Ce sont : Leersia hexandra Sw., Rhynchelytrum repens (Willd.) C.E. Hubb. et Sporobolus pyramidalis P. Beauv. (Poaceae). [1.196]
Singan-teny  8  ahitra, kongona
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27