|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  takariva (hariva)
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Fotoana
Fanazavàna teny malagasy  4  Amin' ny harivariva efa madiva ho alina na maizimaizina: Homana takariva izahay ~ Takariva miavaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  about dusk. [1.2]
6  twilight, the late afternoon
7  a late afternoon party [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  À l' approche de la nuit : de quatre à huit heures du soir [2.415#6608]
9  crépuscule du soir
10  réunion ou réception tenue tard dans l'après-midi [1.8]
Ohatra  11  Indray takariva dia nijononoka fatratra ny ranonoram-baratra; [2.324]
12  Miverina indray ny hafalian' izy mianakavy, raha vao migadona ao an-trano amin' iny takariva iny izy telo mianaka lehilahy. [2.470]
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny takariva io

Teny iditra (2/2)15  Takariva
Sokajin-teny  16  anarana (gazety)
Voambolana  17  Mpanonta printy, gazety

Fivaditsoratra  18  Takariva, takariva, Takariva, takariva

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11