|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandroso (roso)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Manolotra zavatra ho an' olona ka mametraka izany eo anoloany: Mandroso vary ho an' ny vahiny
4  Manatona akaikikaiky kokoa: Mandrosoa fa aza mijajirika eo am-baravarana eo fotsiny
5  Mitombo fahaizana: Mandroso tsara ny zanakao
6  Mandeha tsara ka ahazoam-bola betsaka na misy tombony betsaka, mahomby: Mandroso ny fitaterana ankehitriny
7  Lasa aloha fa tsy amin' ny toerana misy azy ihany: Nandroso haingana ny tafika
8  Lasa nihoatra nankany amin' ny...; mitsopaka, manaoangady be lela: Mandroso lavitra dia tavitra anatin' ny ranomasina ny morontsiraka amin' itý toerana itý ~ Mandroso be loatra amin' ny taniko izany asanao izany
9  Misondrotra, misandratra: Tsy nandroso voninahitra intsony ilay manamboninahitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10  to progress, to forge ahead; to put forward, to present; to enter a house [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  avancer, progresser; présenter une chose ou une idée; entrer dans une maison [1.8]
Ohatra  12  Andeha hiara-mandroso daholo isika hoy Randrianaivo, fa mandany andro foana izao. [2.324]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Lohateny 
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny mandroso io

Teny iditra (2/2)22  Mandroso
Singan-teny  23  mandroso
Sokajin-teny  24  anarana (gazety)
Voambolana  25  Mpanonta printy, gazety

Fivaditsoratra  26  Mandroso, mandroso, Mandroso, mandroso

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21