Teny iditra | FRAM | |
Sokajin-teny | anarana (fanafohezanteny) | |
Fanazavàna teny malagasy | Fikambanan'ny Ray Amandrenin'ny Mpianatra [3.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Parent-teacher associations that hire contract teachers, called FRAM teachers [5.en.http://www.povertyactionlab.org/publication/impacts-school-management-reforms-madagascar-do-impacts-vary-teacher-type] | |
Ohatra | Hataonao ahoana ny mpampianatra FRAM izay iaraha-mahalala ny tsy fahampian' ny fanofanana azy?
[4.27] | |
Voambolana | Fikambanana | |
Mpanahaka | Fanafohezan-teny | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18 |