|
|
|
|

Teny iditra (1/9)1  ara-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe araka
Ohatra  3  Fiadanana ara-batana ve? [2.529#]
4  Fiainana ara-po, ara-pihavanana io. [2.299#]

Teny iditra (2/9)5  ara
Sokajin-teny  6  anarana
Voambolana  7  Haibiby: vorona
Fanazavàna teny anglisy  8  A species of wild duck [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9  Canard à bosse [1.19]
Tovy hevitra  10  arosy

Teny iditra (3/9)11  ara
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  rotsirotsy [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  14  Moyen de satisfaire [1.82]
Sampanteny 
15  Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny 

Teny iditra (4/9)17  ara
Sokajin-teny  18  anarana
Voambolana  19  Toerana
Fanazavàna teny malagasy  20  Famarana, fandrefesana [1.78]
21  Ventim-belaran-tany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  22  Mesure [1.82]
23  Are [1.13]
Sampanteny 
24  Matoantenin' ny mpanao :
25  Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (5/9)26  ara
Sokajin-teny  27  anarana
Voambolana  28  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  29  Haran-dranomasina [1.78]

Teny iditra (6/9)30  ara
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny malagasy  32  fatra [1.78]

Teny iditra (7/9)33  ara
Sokajin-teny  34  mpampitohy
Fanazavàna teny malagasy  35  ary, araky [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  36  Ny mpampitohy rehetra

Teny iditra (8/9)37  ara
Sokajin-teny  38  anarana
Voambolana  39  Haizavamaniry
40  Fahasalamana
Fanazavàna teny anglisy  41  Name of a tree. Ficus sp. Same as voara [Mal. ara.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  42  Ficus tiliifolia Baker (Moraceae). Le fruit ou voara (nom qu'on donne souvent aussi à l'arbre tout entier) est comestible ; très estimé. On en confectionne des préparations adoucissantes contre la toux. (voir aussi voara). [1.196]
Tovy hevitra  43  voara
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (9/9)46  Ara
Sokajin-teny  47  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  48  Soratra Masina
Fanazavàna teny malagasy  49  Randzavola: Ara amin' ny Baiboly [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  50  Arah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  51  Arah [2.996]
Tsipelina hafa  52  aera
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  53  Toko sy andininy momba Ara
Tsanganana sy sary iray takila  54  Fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28