Teny iditra miara-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe miaraka
Ohatra 
1Miara-mitombo dia miara-voatelina any! [2.643]
2Miara-mandeha isika, na miara-mijanona! [2.471]
3Izaho koa miara-malahelo aminao, ry John! [2.529]
Kamban-teny 

Teny iditra miara (ara)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Mamarana, mandrefy
Mamatra voa madinika na ranon-javatra [1.78]
  [Bara] Mamatra [1.78]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miara, miaran', miaran-, miaram-, miara-
Ny lasa : niara, niaran', niaran-, niaram-, niara-
Ny hoavy : hiara, hiaran', hiaran-, hiaram-, hiara-
Tovy hevitra mamara

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/07