Teny iditra |
akisa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila akisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra
[1.1]
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
akisa
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Mpampihomehy, mpanao kivazivazy, tia vosotra, tia sangy
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Affable, agreeable, playful, jocular, amusing; good, pretty, handsome. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Plaisant, agréable, bonasse, jovial [1.3]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
Akisa
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | [2.996]
|
| Achish [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Akish [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|