Teny iditra | ronono | ||||
Singan-teny | ro ; nono | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsiranorano fotsifotsy amin' ny nonon' olona na ny tohatr' omby ka iveloman' ny zaza sy ny zanak' omby [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [ro, sauce.] milk [1.2] | ||||
Milk [1.7] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | Lait [1.8] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Toe-karena: hanina | ||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Anaram-javamaniry |
| ||||
Anaran-toerana |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ronono io | ||||
Lahatsoratra | Randzavola: ronono ao amin' ny Baiboly | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20 |