Teny iditra | adisanina | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fanambarana isa, fanatontaliana isa: Efa mahay manao adisanina Ibalita kely [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Addition in Arithmetic [1.2] | ||
Addition [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Addition, opération d' arithmétique [1.3] | ||
Addition [1.8] | |||
Ohatra | farany, andeha hatao adisanina ny venty sy kirobo, lasi-venty ary lasiray sy kirobo
[2.436] | ||
Voambolana | Matematika: rafitrisa | ||
Kamban-teny |
| ||
Ny fihaviany | Anglisy: addition. | ||
Tsanganana sy sary iray takila | Fifanampiana | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |