|
|
|
|

Teny iditra 1  zoky
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7 ny iray tampo teraka aloha: Niaraka izy mirahalahy ka ny zandriny no teo aloha ary ny zokiny tao aoriana
8 be taona kokoa: Zokin' ny rainay ny dadanareo
9 tsara indrindra, lehibe indrindra: Ity no zokin' asan' ny mpanoratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 an elder brother or sister; a senior [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 aîné [1.3, 1.54, 1.8]
12 plus âgé
13 meilleur, supérieur, plus important [1.3]
Voambolana  14  Fifandraisana: fianakaviana
Mpanahaka  15  zandry
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 12 misy ny teny how zoky
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  18  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  19 kizo, 20 kozy, zoky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22