|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zihitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Toetran' ny zavatra mibontsina, midibadiba, mizihizihy, mivonto ho ngeza; vozihitra
20 Toetran' ny olona mihenahena tsy miteny [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 L’état de ce qui est gonflé, bouffi, ballonné, dilaté
22 figuré: l’action de rester muet, sans bouger, comme une pierre [1.3#873] 23 gonflement [1.20] |
| Fikambanana | 24 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how zihitra |
| Fivaditsoratra | 25 hizitra, 26 zahitry, zihitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|