Teny iditra | zanatohatra | ||||
Singan-teny | zana- (zanaka) ; tohatra | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny hazo mitsivalana amin' ny renitohatra [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Les échelons, les marches de l'escalier, les degrés [1.3] | ||||
échelon [1.13] | |||||
Marche [1.66] | |||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Toe-karena: fanorenana | ||||
Mpanahaka | renitohatra | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/05 |