Teny iditra zafy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zanaky ny zanaka, na taranaka faharoa (ny zanaka no voalohany): Matetika no manahaka ny raibe, hono, ny zafy
Taranaka: Zafin' ny mpanjaka Andrianampoinimerina izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A grandchild, a descendant. Often used in forming proper names, or as a prefix to tribal names [1.2]
 A grandchild [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Petit-fils, petite-fille [1.54]
 Petits-fils, petites-filles, descendants [1.3]
 Petit-enfant [1.8]
Ohatra Hisy zafy maniry tandroka anie ny zanaky ialahy! [2.48]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08