|
|
|
|

Teny iditra 1  vozonana
Fototeny  2 vozona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Raisina amin' ny vozony
9 Terena hanaiky: Tsy novozonana ianao nanao an' io, ka amin' izany tanteraho hatramin' ny farany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be forced (taken by the neck) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu’on saisit par le cou ; que l’on contraint [1.3]
12 qu'on force (en le tenant par le cou) [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20