Teny iditra | vovonana iadian' ny lohany | |
Singan-teny | vovonana ; iadiana ; loha | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny hazo atao lohatrano dia amin' ny vovonana avokoa no mifantsika, ka dia atao ohatra amin' ny ray aman-dreny izay iraisan' ny mpianakavy rehetra, na amin' ny lehibe iraisan' ny olona entiny ny vovonana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30 |