Teny iditra | vosotra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny na zavatra atao hihomehezana, vazivazy, kivazivazy, somonga: Mbaolona tia vosotra koa Rangahy iny! Famazivaziana, hanihany, haraby [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A joke, a jest [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Plaisanterie, raillerie [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | vosobosotra | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vosotra io | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |