|
|
|
|

Teny iditra 1  mamosotra
Fototeny  2 vosotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mamazivazy, mananihany, manaraby: Tsy tiako ny olona mamosotra ny sasany toy izany [1.1]

Fivaditsoratra  mamosotra, 8 mamotsora

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19