|
|
|
|

Teny iditra 1  voatohintohina
Fototeny  2 tohintohina
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Haiendriteny 
4  Ny lasa :
Ohatra  5  mira zotra amin' izany, dia voatohintohina fatratra ny fahalalahana fototra [4.27]
6  mpikarakara biby fatratra Rainitoandro ka tsy tiany ho voatohintohina mihitsy ny fahasalamany [2.470#48]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20