Teny iditra | voasisika (sisika) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on a fourré dans, qu'on a introduit de force, qu'on a corrompu par des cadeaux, dans quoi on a fourré, on a introduit de force [1.3] | |
Ohatra | Fanaka sarobidy sy sary hoso-dokon' ny kalazalahy no nandravaka ny efitra, ary boky tsara tarehy sady fantatra eran' izao tontolo izao no voasisika tetsy sy teroa teny anelanelany teny.
[2.529] | |
Tovy hevitra | sinisika | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny voasisika io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |