Teny iditra voasakana (sakana)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on a arrêté, empêché, à quoi on met un obstacle, une seconde partie [1.3]
Ohatra 
1Tsy voasakana intsony anefa ireo tapaka hevitra fa tokony ho vonoina Radama. [2.508]
2Fa raha tsy voasakana ity fivavaham-bazaha ity, lasan'ny Englisy mihitsy ny tany. [2.298]
Haiendriteny 
Ny lasa : voasakana, voasakako, voasakanao, voasakany, voasakantsika, voasakanay, voasakanareo, voasakan', voasakan-, voasakam-, voasaka-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20