Teny iditra | voanongo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaran-kafa ilazana ny tanantanampotsy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Sakalava, Tanala, Tankarana] (de voa : fruit ; et nongo : qui a un rebord ; allusion à la soudure des trois loges du fruit qui reste bien visible). Jatropha curcas L. (Euphorbiaceae). [1.196] | |
Anarana siantifika | Jatropha curcas | |
Ohatra | Fa tamin' izany, jiro voanongo ihany no fantatro.
[2.472] | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Tovy hevitra | tanantanampotsy | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |