Teny iditra voanatra (anatra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy Advised, admonished, rebuked. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Conseillé, réprimandé [1.3]
Ohatra 
1nefa voanatra izy noho ny fahotany: ny boriky moana efa nanao feon' olona ka nisakana ny hadalan' ilay mpaminany [2.996]
2Ary raha teny mihoatra noho izao kosa, anaka, aoka ho efa voaanatra hianao [2.996]
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/01