Teny iditra | voaketoka (ketoka) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Mordu, piqué, gourmandé [1.3] | |
Ohatra | Fa ny vodi-patalohany dia nahalasanana, ny nofo aza nisy voaketoka kely koa.
[2.4] | |
Tovy hevitra | kinetoka | |
Fivaditsoratra | voakatoke, voaketoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |