Teny iditra | voafandrika (fandrika) | ||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Latsaka anaty vovo [1.13] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Ensnared, caught [1.2] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | à qui on a tendu un piège, pris au piège; qu'on a accaparé [1.3] | ||||
Piégé [1.13] | |||||
Ohatra |
| ||||
Tovy hevitra | finandrika | ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny voafandrika io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |