|
|
|
|

Teny iditra 1  voadinika
Fototeny  2 dinika
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Haiendriteny 
4  Ny lasa :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 examined into, talked over, admonished, told minutely [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 ruminé, examiné [1.3]
Ohatra  7  Ao aloha ireo efa tafavoaka ny faritr' i Matitanana na mbola ao kanefa efa voadinika sy vita microfilms. [2.508#221]
8  Ny maso tsy foy hiala eny amin'ny fitaratra, ka voadinika avokoa na fihetsiky'ny molotra na fiantefan'ny maso. [1.223]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  voadinika, 10 vodikaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21