Teny iditra vizaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Sasatra amin' ny tsy fihetsehana eo amin' ny toerana iray, amin' ny fomba fipetraka iray tsy miova, amin' ny fihetsehana iray tsy miova
Reraka, osa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Tired; weary or cramped from holding one position [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fatigué de la même position, de regarder, fatigué du même mouvement, tombant de lassitude [1.3]
 Las, fatigué [1.8]
Ohatra 
1Efa vizaka hianao ry Idada fa aoka hampiako. [2.332]
2Ireto tongony efatra anefa, hoy izy, dia fingotra bontolo be daholo tsy mataho-batokely akory, sady tsy mba mety vizaka. [1.281]
Sampanteny 
Tovy hevitra vizana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31