Teny iditra |
vitsika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Bibikely bitika dia bitika, lavalava vatana, mivelona miara-mitoetra ao anaty lavaka izay atao indrindra hoe lava-bitsika, na votry [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Ants [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fourmi [1.3, 1.8]
|
/m:web>
Ohatra |
1 | Ny fihavanana toa ny voara, nony verahina misy vitsika.
[2.296]
|
2 | Dia nofoserin' ny vitsika ilay hazo ka tapaka vetivety foana.
[2.445]
|
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
Habaka | Ants of Madagascar (California Academy of Sciences)
|
|
Teny iditra |
vitsika
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny frantsay | Se disait dans le sens de nombreux [2.415]
|
| Nombreux, innombrable [1.3]
|
|