Teny iditra | vetsivetsy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | (vetsovetso no tena fampiasa) Tanisanisa lazain' ny vava na ao am-po tsy miloaka fotsiny ihany Hira kaloina malefaka dia malefaka [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Loquacité, abondance de paroles, facilité d'élocution, détails minutieux et longs [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Tovy hevitra | vetsovetso | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/12/15 |