Teny iditra | very tadidy | |
Singan-teny | very ; tadidy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny zavatra tsy tsaroana intsony na olona tsy mahatsiaro na inona na inona intsony [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | No longer remembered, having nothing by which a thing can be any longer remembered. [1.2] | |
No longer remembered [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Dont on a perdu le souvenir [1.3] | |
Dont on ne se souvient pas; oublié [1.8] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |